Fcandy's Weblog

NANAO Gymn BEPC IHANY AHO
Nanao adina ara-panatanjahantena aho tamin’ny Alarobia 14 mey 2008 teo. Vita soa ilay izy na dia nisy aza ny sampona.

Sampona voalohany: efa tany ampialana sasatra izahay ankizy vao nilazan’ny namanay mpanao cours FRAM tao amin’ny toeram-pianaranay (CEG Antanimena) fa hoe alaivo haingana ny fiantsoana anareo fa Talata 13 mey amin’ny fito sy sasany maraina dia efa misy manao Gymn. Nefa ny mpianatra amin’io Talata 13 mey io vao miverina mamonjy sekoly aorian’ny fialantsasatry ny pantekôty. Ny ahy Alarobia 14 mey tamin’ny 07 ora sy sasany maraina ny adina.

Sampona faharoa: Nony tafaverina tany an-tsekoly izahay ny Talata taorian’ny fety dia izahay indray no nobedesin’ilay Madama V… tompon’andraikitra tao an-tsekoly, hoe

“fa adala ve aho niteny taminareo hoe alaivo ny fiantsoana anareo e! nefa ianareo tsy tonga”

. Amin’io Madama V…io izany dia narenina daholo ny ankizy classe de Troisieme rehetra tao amin’ny CEG (efa ho an-jatony) ka tsy nisy nahare izay hafany izay. Dia mba lalina ihany raha vehivavy lehibe toa azy no ho sahy hilaza ny ankizy ho adala rehefa izy no tena nanao hadalana tany amin’ny toerany tany.

Sampona farany: Nanao basikety aho nandritry ny adina teny Mahamasina, ary rehefa vita izany dia lasa indray handeha hanao taranja hafa. Ny reniko ny niaraka tamiko tany tamin’io andro io. Nifampitsinjo izahay mianaka rehefa vita ny basikety, ary nifanao tazan-davitra. Loza efa ho avy anefa fa, raha iny i Neny nijery ahy iny dia noheveriny ho mila azy angamba aho ilay mitanandranandrana eran’ny kianja. Saiky hamindra ho eny amiko izy, no voafingan’ireny vy mitsangana ao an-kianja ireny, ary dia potraka tamin’ny tany. Ny tavany no nandeha mialoha ary dia naratra be tokoa manomboka ety amin’ny orony ka hatreny amin’ny ambony maso. Nentina namonjy haingana ny Croix-Rouge teo akaiky teo izy.

Tamin’ny voalohany dia tsy noheveriko ho naratra mafy izy. Fony vao avy nianjera mantsy izy dia vovoka no nihevereko ireo teny amin’ny tarehiny ka nofafako fotsiny dia lasa aho namonjy kianja. Sady manao ny adina aho no misaina izay nahazo azy nohy nahita fa hay ny tanako avy namafa azy ka nisy rà. Nanomboka teo dia tanaty tebiteby no nentiko niatrika ny adina sisa ambiny tokony ho natao, fa tany amin’izay niafaran’i Neny ihany ny saiko. Izaho rahateo tsy afaka ny hahita azy intsony raha tsy vita tanteraka ireo adina mbola hatrehina. Nony vita tanteraka ny adina ka niverina teny amin’i Neny aho vao nivarahontsana nahita ny tarehiny efa mena be sy efa voahosotra fanafody avy tany amin’ny Croix Rouge.

Vita ihany anefa iny andro iny ary isaorna Andriamanitra fa eto anivonay ihany i Neny na dia nisya aza ireny sampona rehetra ireny.

INDROA MAHITA NY MAIZINA
INDROA MAHITA NY MAIZINA Zavatra nahavaka ny sain’ny mponin’Andravoahangy Ambatomitsangana nanomboka ny fiandohan’ny volana Mars ny tsy fahafatesan’ny jiron’ny JIRAMA teny amin’ny andrin-jiro na andro na alina. Talohan’io dia toy izao ny zava-nisy. Amin’ny antoandro no mirehitra ny jiro, ary dia maty sy tsy misy hazavana rehefa alina. Mifamadika tanteraka amin’izay tokony ho izy. Rehefa nilazàna ny tao amin’ny JIRAMA dia nijery ary nilaza fa simba ny fitaovana mpibaiko tena mitondra azy io, ho an’ny fokontany roa (Andravoahangy andrefana sy atsinanana) ary ny manodidina azy akaiky. Tapa-bolana lasa ary izay dia notsoahan’ny JIRAMA ary ilay fitaovana. Dia nirehitra tsy nijanona teo ny jiro, na andro na alina.

Rehefa niantso tany sy nandeha nandoa vola tany ny Sekoly iray sy ny mponina vitsy tety aminay dia nilaza ry zareo fa efa nomeny fiofanana ireo filoham-pokontany roa voalaza etsy ambony mba hahafahan’izy ireo manapaka ny herinaratra mandrehitra ireo jiro rehefa mazava ny andro. Ary tsy maintsy ho voapetraka ny solon’ilay fitaovana, na ilay izy avy namboarina, hatramin’ny sabotry 22 mars izao raha tara indrindra satria mbola lasa nanaraka fiofanana koa, hono, ilay zalahy mpametaka azy amin’ny toerany. Tsy nisy nanapaka anefa ilay jiro rehefa antoandro fa dia mitohy mirehitra eo ihany. Rehefa nanontaniako indray ny filoham-pokontany Andravoahangy IVB-IVC dia nilaza fa sao dia fanahy iniana arehitra ilay izy , na sao misy disadisa eo amin’ny kominina sy ny JIRAMA ka at no no ialana vonkina. Koa IZA NO DISO IZA NO MARINA? Ny marina aloha izao dia ho be ny vola hivoaka amin’ny kitapom-bolan’ny kominina misahana ireto fokontany ireto e. Dia mazava ho azy fa hisy fiantraikany amin’ny kitampom-bola tokony mba hiasan’ny fokontany koa izany tranga izany. Izay no anton’ilay lohateny INDROA MAHITA NY MAIZINA, satria rehefa avy niaina ny tsy fisian’ny fahazavàna amin’ny alina, teo aloha, dia tsy maintsy hamoaka vola be indray aty aoriana. Aiza ilay fiofanan’ny sefom-pokonany e? Ary aiza ny maha-matihanina ny orinasa ttomponandraikitra e?

Ty lozanao ry Ivan!
Loza tokoa no naterak’iny rivo-doza Ivan iny satria saika ny renirano rehetra dia niakatra daholo ary Ikopa aza dia tondraka mihitsy. Hita izany manomboka eny Tanjombato ka hatrany Anosizato, mandalo ny tetezan’Ampasika ka hatrany Ambohitrimanjaka. Raha ny eny Tanjombato ohatra dia avo dia avo tokoa ny rano ka mandifotr’olona. Ny sasany aza moa dia voatery nifindra trano mihitsy satria tonga hatreny am-baravarankely ny rano. Ny moron-drano fanasana lamba taloha dia tsy misy intsony amin’izao fotoana izao. Ny tetezana eny Tanjombato koa kely sisa dia ho tratry ny rano satria 1metatra sisa no manasaraka azy ireo amin’izany. Raha eo amin’ny lafiny fahadiovana indray no resahina dia azo lazaina fa lasa maloto ny tanànan’Antananarivo. Hatramin’ny ranon’ny JIRAMA tonga any an-trano aza dia miloko maitso. Nanambara ampahibe-maso anefa ity farany fa tsy misy atahorana eo amin’ny lafiny ara-pahasalamana izay loko maitso izay fa vokatry ny fahatapahan-jiro sy tsy fandehanan’ny milina mpampakatra rano ho anay anaty fantsona nandritry ny fandalovan’iny rivo-doza iny. Fotsy mangatsakatsaka ny rano teo aloha.  Mampanantena anefa ny JIRAMA fa tsy haharitra ela dia hiverina toy ny taloha io resaka rano io.

Mba hanao ahoana izao ny momba ilay écrevisse marbrée izay natahorana mafy ny fianahany, nefa ankehitriny ny rano mitobaka eran’ny tanana, ary inoana fa efa betsaka no lasan’Ikopa nidina any amin’ny faritra maro any? Tsy maintsy efa ho niparitaka amin’ny faritra maro mantsy izao izy ireny noho ny tondra-drano etsy sy eroa. Mbola mijanona ho fanontaniana tsy misy valiny aloha izany hatramin’izao. (ao anaty aquarium-anay misy!!)

Rimorimo
Mbola tsy afaka tao an-tsain’ny mponin’Itaosy akory ilay zazavavy kely nofisahan’ny kamiao noho ny hateren’ny lalana. Ny antony moa dia feno mpivarotra ny trotoirs. Nihafihafy be ilay zaza,hono, niaraka tamin’ny reniny nadeha tamin’ny sisin’ny trotoir. Nibolisatra tampoka anefa ilay zaza ary tonga dia ny tratrany manontolo no notetezin’ilay kamiao. Ny sary entiko aminao indray anefa dia taxibe 163 nirimorimo vao maraina ka nandona olona teo Ambatomitsangana. Tsy io irery no manao toy izany fa rehefa taxiben’Antananarivo. Maika ny hanenjika mpandeha sy tsy te ho maty tour. Angamba navesatra mihitsy ho an’ilay olona sy ny fianakaviany ny nieritreritra hoe, hivoaka hamonjy asa no anton-dia,nefa hopitaly no nivantanana. Mba rahoviana no ho voaaro izahay mpandeha an-tonotra e? Indrindra fa izahay mandeha amin’iny lalan’Antanimena iny?

Teny ratsy
Gaga be aho nahita raiamandreny sy zanaka miresaka. Resaka tsotra mihitsy an. Tsy misy tezitra fa toy ireny olona mifanakalo hevitra ireny, nefa dia toy ny rano midina ny teny ratsy ampiasain’izy telo mianaka. Asa izay mitranga raha sanatria ao anaty hatezerana ireto olona ireto no miresaka fa tena tsy zakan’ny mpifady henoina ny fomba firesany. Dia mikororosy tokoa ny fianakaviana raha toy ireny an!

Mitsikia foana ho’aho
Manana trano ao Ambohimandroso Ambohimanarina ny raiamandreniko. Tsy tiako loatra anefa ny mandeha lava any noho ny fahitako ny fahorian’ireo ankizy mipetraka manodidina ny tanananay. Tsy mba misy rano fisotro tonga mantsy ao, no sady koa tsy mba misy fivoahan-drano maloto (évacuation). Indray andro niresaka momba izany tamin’ny lehiben’ny Fokontany i Dada, satria hanao lalankely teny an-toerana ny projet Seecaline. Natsipin’i Dada taminy ny tokony hanararaotana io asa io indray mandeha tonga dia sady lalankely no asiana tatatra fanariana rano maloto amin’ny sisiny. Dia namaly ingahy filoham-pokontany fa aleo ho asa manaraka izany, fa tsy atao amin’ity indray mitoraka ity. Tezitra be i Dada fa tsy nety resy lahatra mihitsy ilay iraika lahy. Hoy mantsy i Dada mantsy azy:” dia aleonao izany ny Fokontany iadidiana tsy handroso toy izao foana? Jereo anie fa lany andro mandeha mantsaka ny ankizy sy ny vehivavy , rehefa maraina e! Dia mitaona ny rano maloto nangonina nandritry ny andro indray rehefa hariva. Mihena ny fotoana ahafahana mikarakara tokantrano sy manao fianarana. Ferana koa ny fandaniana rano, dia mitombo ho azy ny loto, sy ny tsy fahasalamana mazava ho azy. Izany ve no Fokontany tianao holovain’ny taranaka? Mba mieritrereta rangahy ity ah!” Dia namaly tsotra ingahy filoha fa aleo,hono, hataon’ny ao aoriana fa manjary tsy misy asa atao intsony.

Mba rahoviana re vao hivoatra Ambohimandroso Ambohimanarina e? Jereo anie ireto sary asehoko anao manaraka ireto e! Feno loto ny tanana, mifanakaiky ny fanariam-pako sy ny fivarotana ary ny hotely kely madinidinika isan-karazany

Nefa na dia izany aza, mbola miezaka ny hitsiky ihany ny kilonga Malagasy kelinay

Ntsôôôôô reto izy handeha hilahatra rano eny amin’ny paompin-drano iraisana. Anjaranao mamaky no mijery ny halavan’ny laharana sy ny isan’ny seaux mifanosontsosona eo