Gaga be aho nahita raiamandreny sy zanaka miresaka. Resaka tsotra mihitsy an. Tsy misy tezitra fa toy ireny olona mifanakalo hevitra ireny, nefa dia toy ny rano midina ny teny ratsy ampiasain’izy telo mianaka. Asa izay mitranga raha sanatria ao anaty hatezerana ireto olona ireto no miresaka fa tena tsy zakan’ny mpifady henoina ny fomba firesany. Dia mikororosy tokoa ny fianakaviana raha toy ireny an!
2 commentaires »
{ Flux RSS pour suivre les commentaires sur ce post.} · { URI de Trackback }
sipagasy Dit:
on février 3, 2008 at 7:22
dia mba aiza ny toeran’ny fanajana ray aman-dreny @ izany??? sy ny FANABEAZANA?? tsy mahatsiaro tena ve ny lehibe manoloana izany e!!!
mahonena ahy tsss
Vola Dit:
on février 21, 2008 at 8:08
Tout se perd de nos jours… Même la politesse !